698 B
698 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny mpanoratra manohy mamaritra izay nataon'Andriamanitra.
avy tany am-balan'ondry
"avy amin'izay niasany tao am-balan'ondry"
valan'ondry
toerana misy rindrina manodidina mba hiarovana ny ondry.
ho mpiandry an'i Jakoba, vahoakany, sy an'Israely, lovany
Ny teny "mpiandry" dia sarinteny ho an'izay mitarika sy miaro olona hafa. DH: "hitarika sy hiaro ny taranak'i Jakoba, vahoakany, sy an'Israely, lovany"
lovany
"Ireo izay nofidiany ho Azy mandrakizay" Jereo izay nandikana izany ao amin'ny 78:62.
Niandry azy ireo i Davida
Ny teny "niandry" dia sarinteny ho an'ny fitarihana sy fiarovana. DH: "Nitarika azy ireo sy niaro azy ireo Davida"