497 B
497 B
Manana an'iza afa-tsy Ianao moa aho any an-danitra?
Azonao adika ho fanambarana tsotra izany. DH: "Tsy misy ahy afa-tsy Ianao any an-danitra any" na "Ianao no ilay Tokana ananako any an-danitra"
any an-danitra
"eo amin'ireo andriamanitra" na "eo amin'ireo mahagaga"
Tsy misy ety ambonin'ny tany afa-tsy
"tsy misy olombelona"
ny nofoko sy ny foko
Ireo andianteny roa ireo dia mifampizara hevitra mitovy. Maneho ilay olona manontolo ireo raha ampiarahana. DH: "Ny vatako sy ny saiko"