plt_tn/psa/073/023.md

12 lines
563 B
Markdown

# aho miaraka aminao hatrany
Ny teny "aho" eto dia maneho an'i Asafa. Ny teny "Ianao" eto maneho an'Andriamanitra.
# mihazona ny tanako ankavanana Ianao
Io dia mampiseho fiarahana akaiky dia akaiky amin'Andriamanitra ka manome fandriampahalemana sy fahamarinan-toerana. DH: "mihazona ahy akaiky Ianao"
# handray ahy amim-boninahitra
Ireo mety ho heviny dia 1) "apetraho eny amin'izy hanomezan'ny olona voninahitra ahy aho" na 2) "omeo voninahitra aho amin'ny fangalana ahy hankany amin'izay misy Anao." Jereo izay nandikana ny "handray ahy" ao amin'ny 49:14