ny ratsy fanahy sy olona mampihorohoro
Tsy manondro olona manokana akory izany. Fa fanambarana amin'ny ankapobeny.
niely tahaka ny hazo maitso ao an-taniny
Eto ny fahombiazan'ny lehilahy ratsy fanahy dia lazaina toy ny hoe hazo maitso salama tsara izay maniry amin'ny tany mahavokatra.