plt_tn/psa/031/017.md

28 lines
939 B
Markdown

# Ho menatra anie ny ratsy fanahy!
"Maniry aho mba halan'Andriamanitra baraka ny ratsy fanahy!"
# ny ratsy fanahy
Ity dia manondro ny "olona ratsy fanahy"
# Hangina any amin'ny Fiainan-tsy hita anie izy ireo. Aoka ireo molotra mandainga hangina
Averimberina ity hevitra ity mba hanamafisana ny fanirian'ny mpanoratra ny mba tsy handrenesana ny feon'ny ratsy fanahy.
# Hangina any amin'ny Fiainan-tsy hita anie izy ireo
Eto ny "any amin'ny Fiainan-tsy hita" maneho fahafatesana. DH: "Aoka izy ireo ho faty mba tsy hahafahany miteny"
# molotra mandainga
ireo dia maneho ny olona mpandainga. DH: "olona mandainga"
# izay miteny hamely ny olo-marina amim-pihantsiana
Eto "ny olo-marina" dia manondro ny olona izay manao ny marina. DH: "izay milaza zava-mahatsiravina momba ny olo-marina"
# miaraka amin'ny fiavonavonana sy ny fanamavoana
Ireo fiteny ireo dia manana hevitra mifandraika. DH: "miaraka amin'ny tsy fisiana fanajana"