767 B
767 B
Inona no nanjo ahy
Ity fanontaniana ity dia azo atao amin'ny fomba mihiba. DH: "Zava-dratsy no efa nitranga tamiko"
ny fahatsaran'i Yaveh
Ny anarana hoe "fahatsarana" dia azo avadika ho mpamaritoetra. DH: "ireo zava-tsoa izay ataon'i Yaveh"
eny amin'ny tanin'ny velona
Manondro ny maha velon'aina izany. DH: "raha mbola velon'aina aho"
Miandrasa an'i Yaveh ... Miandrasa an'i Yaveh
Ity andininy ity angamba mety ho 1) miresaka amin'ny tenany ihany ny mpanoratra 2) miresaka amin'ny olon-kafa ny mpanoratra na 3) misy olona miresaka amin'ny mpanoratra
aoka ny fonao hahery
Eto ny "fo" dia maneho ilay olona manontolo. DH: "mahereza"
Miandrasa an'i Yaveh
Ity andalana ity dia averina eo amin'ny faran'ny salamo mba ho fomba famaranana ny salamo.