950 B
950 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny fitoviana dia iraisana amin'ny tonokalo Hebreo.
Ho an'ny mpiventy hira
"Izany dia ho an'ny lehiben'ny mpitendry miasa ao anaty fanompoam-pivavahana"
ampiarahana amin'ny zava-maneno tsofina
"Ity hira ity dia tokony hampiarahana amin'ny olona mitsoka zava-maneno tsofina."
Salamo nataon'i Davida
Ireo mety ho heviny dia 1) Davida nanoratra ny salamo na 2)ny salamo dia momba an'i Davida na 3) ny salamo dia amin'ny fomban'ny salamon'i Davida.
Henoy ny antsoko Aminao
Izany dia antso vonjy. DH: "Henoy aho raha miantso vonjy aminao ankehitriny"
ireo sentoko
Feo mora avoakan'ny olona rehefa mijaly izy
mandre ny tarainako Ianao amin'ny maraina ... mitondra ny fiangaviako Aminao aho amin'ny maraina
Ireo andianteny roa ireo dia mitovy dika tanteraka.
mitondra ny fiangaviako Aminao aho
"Hanao ny fangatahako aho" na "Hangataka Aminao izay zavatra ilaiko aho"
manantena
"mirary"