plt_tn/psa/001/004.md

20 lines
954 B
Markdown

# Tsy mba toy izany ny ratsy fanahy
Ny maha tsy toy izany azy ireo dia azo lazaina mazava. "Tsy hahomby ny ratsy fanahy" na "Tsy ambinina ny ratsy fanahy"
# fa kosa tahaka ny akofa
Ny maha tahaka ny akofa azy ireo dia azo lazaina mazava. DH: "fa kosa izy ireo dia tsy misy dikany tahaka ny akofa"
# tsy hitsangana eo amin'ny fitsarana
Ho tafavoaka velona rehefa mitsara Andriamanitra dia lazaina hoe "hahatsangana." DH: "tsy ho tafavoaka velona rehefa mitsara azy ireo Andriamanitra" na "Ho melohina rehefa mitsara azy ireo Andriamanitra"
# na ireo mpanota ho ao amin'ny fiangonan'ny marina
Ny mpandika teny dia mahazo manampy ny matoateny "mitsangana." DH: "na ny mpanota hitsangana ao amin'ny fiangonana"
# na ireo mpanota ho ao amin'ny fiangonan'ny marina
Ny ankahasitrahan'Andriamanitra ho olo-marina dia lazaina ho mijoro miaraka amin'ny vondron'ny olo-marina. DH: "ary Andriamanitra tsy hankasitraka ny mpanota hiaraka amin'ny olo-marina"