24 lines
923 B
Markdown
24 lines
923 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Ity andalan-teny ity dia manolotra kisarisary mamelabelatra olo-marina iray izay heverina ho toy ny hazo mamokatra.
|
|
|
|
# Ho tahaka ny hazo ... voany amin'ny fotoany
|
|
|
|
Ao amin'ny Baiboly, matetika ny olona dia lazaina ho toy ny hazo. Ny olona izay mankamamy ao amin'ny lalàn'i Yaveh dia mahazo manao izay rehetra tian'Andriamanitra hataon'izy ireo tahaka ny hazo izay nambolena amoron'ny rano mamoa voa tsara. DH: "Ho ambinina tahaka ny hazo izy ... voany amin'ny fotoany"
|
|
|
|
# nambolena teo akaikin'ny rano mandeha
|
|
|
|
Ny hazo izay ambolena eo akaikin'ny ranomandeha dia mahazo rano tsara mba ho salama.
|
|
|
|
# izay mamokatra ireo voany amin'ny fotoany
|
|
|
|
Ny hazo salama dia mamokatra voa tsara amin'ny fotoana mety
|
|
|
|
# izay tsy malazo ravina
|
|
|
|
Rehefa mahazo rano tsara ny hazo iray, dia tsy mba maina na ho faty
|
|
|
|
# izay rehetra hataony dia ho ambinina
|
|
|
|
"Hahomby foana izy amin'izay rehetra ataony"
|