12 lines
325 B
Markdown
12 lines
325 B
Markdown
# mpampahory
|
|
|
|
olona izay mampijaly ny olona ary manasarotra ny fiainany
|
|
|
|
# Yaveh dia manome hazavana ho an'ny mason'izy roa ireo
|
|
|
|
"Mamelona azy roa tonta Yaveh" no dikan'io fomba fiteny io.
|
|
|
|
# ny seza fiandrianany
|
|
|
|
Ny seza fiandrianana dia ilazana ny fanjakana izay hanjakany eo amin'ny seza fiandrianany. DH: "ny fanjakany"
|