486 B
486 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy ireo "ohabolana telopolo" ireto andininy ireto (22:20).
Matahora
fanajana lalina sy fahagagana amin'ny fahefan'ny olona iray
iza no mahalala hoe hatraiza ny faharavana izay ho tonga amin'izy roa
Mametraka io fanontaniana io ny mpanoratra mba hanamafisana ny loza. DH: "tsy misy mahalala hoe hatraiza ny fandravana avy amin'izy roa"
izy roa
manondro an'i Yaveh sy ny mpanjaka ireo teny ireo