591 B
591 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy ireo "ohabolana telopolo" ireto andininy ireto (22:20).
fahizay
efa tena tranainy
fefy vato
vato lehibe izay mampiseho hoe aiza no faran'ny tanin'ny olona iray ary aiza no manomboka ny an'ny iray hafa
razanareo
razambenareo
Mahita olona kinga amin'ny asany ve ianao?
Amin'ny tena izy dia didy io fanontaniana fampisainana io. DH: "Eritrereto ny olona iray izay havanana amin'ny asany"
Hitsangana eo anoloan'ireo
manompo, tonga mpanompo. Tena hanambony azy tokoa ireo mpanjaka sy olona ambony hafa ka hampiasa ny fanampiany.