16 lines
1.0 KiB
Markdown
16 lines
1.0 KiB
Markdown
# Tsy misy fahendrena, tsy misy fahalalana, ary tsy misy torohevitra afaka
|
|
|
|
Ny teny hoe "tsy misy" dia averimberina mba hanamafisana ny anarana hoe "fahendrena," "fahazavan-tsaina," ary "torohevitra." Lehibe noho ny zava-drehetra izay mety ho fantatry ny olona na heveriny na lazainy Yaveh. Mety hitaky ny tsy famerimberenanao ny hoe "tsy misy" ny fiteninao. Azo adika amin'ny endrika mpamari-toetra na matoanteny ny anarana tsy voambara eto. DH: "Tsy misy olona hendry, tsy misy olona mahatakatra na inona na inona, ary tsy misy olona milaza amin'ny hafa ny tokony hatao izay" na "Tsy misy fahendrena, fahazavan-tsaina, na torohevitra izay"
|
|
|
|
# mijoro hanohitra an'i Yaveh
|
|
|
|
"mandresy an'i Yaveh" na "manohitra izay tian'i Yaveh hatao" na "mampiseho fa marina izy ary diso Yaveh"
|
|
|
|
# Ny soavaly nomanina ho amin'ny andron'ny ady
|
|
|
|
Ireo teny ireo dia azo adika hoe DH: "Manomana ny soavaly ho amin'ny andron'ny ady ny miaramila"
|
|
|
|
# andron'ny ady
|
|
|
|
Ny teny hoe "andro" dia manondro fotoana izay mety ho lavalava na fohifohy noho ny andro iray. DH: "rehefa misy ady"
|