497 B
497 B
Veleso ny mpaniratsira, dia ho mailo ny olona bado
"Raha mamely ny mpaniratsira ianao, ny olona bado"
Veleso
"Faizo"
ny olona bado
"olona tsy manan-traikefa" na "olona tsy matotra"
mailo
Adikao araka ny nataonao tao amin'ny 12:23 io teny io.
anaro izay manan-tsaina, dia
"raha mananatra ny olona manan-tsaina ianao,"
hahazo fahalalana izy
Eto ny hevitra ambadiky ny fahalalana dia resahina toy ny hoe zavatra izay mety ho azon'ny olona bebe kokoa. DH: "hahalala bebe kokoa"