527 B
527 B
Ny hakamoana dia mandatsaka ny olona anaty torimaso lalina
Ny fomba hampatorian'ny hakamoana ny olona iray dia resahina toy ny hoe mandatsaka an-katerena ilay olona ho amin'ny torimaso ny hakamoana. DH: "Ny hakamoana mampatory lava ny olona" na "Ny olona kamo dia matory lava"
ho noana
Fomba fiteny ilazana ny tsy fihinana io. DH: "tsy hihinana"
ny didy
"ny didy izay nampianarina azy"
miaro ny ainy
"miambina ny ainy"
ny lalany
Fomba fiteny izay entina ilazana ny fomba fiainany io. DH: "ny fomba fiainany"