393 B
393 B
koa mainka fa ireo namany izay manalavitra azy!
Io andian-teny io dia fanairana hampisehoana fa mitovitovy amin'ny adian-teny teo aloha izany. DH: "noho izany dia hankahala azy tokoa ny namany ary hiala lavitra azy!"
tia ny ainy
Eto dia amin'ny "ainy" no iresahana ny olona mba hanindriana ny fahavelomany ihany. DH: "tia ny tenany"
mitazona ny fahalalana
"manana fahazavan-tsaina"