605 B
605 B
ny malahelo
Manondro ireo olo-mahantra io. DH: "ireo izay mahantra"
ny Mpahariny
Io anarana io dia manondro an'i Yaveh. Anarana ambadika izay azo adika amin'ny endrika matoanteny koa io. DH: "ilay nahary azy"
amin'ny fahavoazana
Ilazana ny fahavoazan'ny hafa io. DH: "amin'ny fahavoazan'ny hafa" na "amin'ny fahorian'olon-kafa"
Satro-boninahitry ny
Io dia miresaka momba ny zafin'ny olona nahazo taona izay mariky ny voninahiny toy ny hoe satro-boninahitra. DH: "mitondra voninahitra sy haja"
ny antitra
Ilazana ireo nahazo taona io. DH: "ireo izay efa nahazo taona" na "olona antitra"