671 B
671 B
Ny olona tsinontsinona dia mihady sompatra
Ny olona miezaka ny hitady fomba hahavoa ny olona hafa dia resahin'ny mpanoratra toy ny hoe mandavaka amin'ny tany mba hahita zavatra nalevina. DH: "Ny olona tsinontsinona dia mitady sompatra toy ny hoe mandavaka mba hahita zavatra ao amin'ny tany"
tsinontsinona
"tsy misy ilàna azy" na "ratsy fanahy"
sompatra
"ratsy" na "fahoriana"
ny teniny dia tahaka ny afo mandoro
Ampitahain'ny mpanoratra amin'ny fomba handoran'ny afo zavatra ny fomba handratran'io olona io ny hafa. DH: "mandratra olona amin'ny teniny izy, tahaka fandoran'ny afo ny zavatra kasihiny"
ny mpifosa
ny olona izay mifosa na mpanely tsaho