760 B
760 B
marikoriko
mahatonga fahatsapana ho rikoriko mafy
Ny fahamarinana dia miaro an'ireo
Ny "fahamarinana" dia maneho ny fomba fiainana eken'i Yaveh. Io toetra tsara io dia manao tahaka ny olona izay miaro. DH: "Ny lalam-piainana eken'i Yaveh dia miaro"
tsy misy tsiny amin'ny lalany
Eto ny "lalana" dia maneho ny fomba hitondran'ny olona ny fiainany. DH: "ireo tsy misy tsiny eo amin'ny fomba fiainany" na "izay miaina fiainana mahitsy"
ny faharatsiana mampivadika ireo izay manota
Eto ny "faharatsiana" dia maneho ny fitondrana fiainana ratsy. Io toetra tsara io dia manao toy ny hoe olona izay mamily ireo izay manota. DH: "ny faharatsiana mamily ny mpanota hiala amin'ny lalan'ny fahombiazana" na "ny faharatsiana mamotika ny fiainan'ny mpanota"