315 B
315 B
Manafina ny fahalalany
"tsy milaza izay rehetra fantany"
Ny tanan'ny mazoto
Ny "tanana" dia maneho izay ataon'ny olona _ny asany. DH: "Olona mazoto"
alefa manao asa an-terivozona
Ny "asa an-terivozona" dia mamaritra fa tsy afaka manao izay tiany ilay olona tsy maintsy manao izany. DH: "Ho tonga andevo"