plt_tn/pro/12/21.md

8 lines
272 B
Markdown

# Tsy misy aretina tonga
Ny teny hoe "Tsy" dia manafoana ny hevitry ny hoe "aretina" (zavatra ratsy mitranga). DH: "Ny zava-tsoa dia tonga"
# Mankahala ny molotra mandainga Yaveh
Ny "molotra" dia maneho izay lazain'ny olona iray. DH: "Halan'i Yaveh ireo milaza lainga"