409 B
409 B
Ny molotra marina dia maharitra mandrakizay
Ny "molotra" dia maneho izay lazain'ny olona iray. DH: "Maharitra mandrakizay ny olo-marina"
fa ny lela mpandainga kosa ho amin'ny fotoana fohy fotsiny ihany
Ny "lela" dia maneho izay lazain'ny olona iray. DH: "izay mandainga dia maharitra vetivety fotsiny ihany"
mpanolo-tsaina
ireo izay manome tolo-kevitra ho tari-dalana amin'ny atao; mpanoro hevitra