761 B
761 B
mipi-maso
Ny hoe "mipi-maso" dia entina ilazana famantarana miafina ny amin'ny maha-lozabe amin'ny olona iray. DH: "Izao manao famantarana amin'ny fihetsika"
hazera
Ny olona izay rava dia resahina toy ny hoe nazera izy. DH: "hamotika azy ny hafa"
Ny vavan'ny olona marina
"Ny tenin'ny olo-marina"
dia loharanon'aina
Ny tenin'io olona io dia resahina toy ny hoe biby velona na olona arovana, tahaka ny ataon'ny rano eo amin'ny tany maina.
ny vavan'ny ratsy fanahy
Ny "vava" dia maneho izay lazain'ny olona. DH: "ny tenin'ny olona rasty fanahy"
ny vavan'ny ratsy fanahy dia mandrakotra herisetra
Izany hoe, ohatra ny hoe milaza zavatra tsy maninona ny olona ratsy fanahy, kanefa mitetika ny hanao zavatra feno herisetra amin'ny olona hafa.