12 lines
651 B
Markdown
12 lines
651 B
Markdown
# Tamin'ny mbola naha-zanaky ny raiko ahy
|
|
|
|
Manondro ny fotoana izay nahakely ny mpanoratra ka teo ambanin'ny fiahian'ny rainy io. DH: "Fony izaho mbo zazalahy nianatra tamin-draiko"
|
|
|
|
# ilay mora fanahy ary zanaka tokan'ny
|
|
|
|
Eto ny teny hoe "mora fanahy" dia entina ilazana taom-pahazazana izay mbola mahosa ny zaza. Mahatonga fifampisakambinana amin'ny teny hoe "tokana" io. DH: "ilay zanaka tokana mora fanahy"
|
|
|
|
# Aoka ny fonao hihazona mafy ireo teniko
|
|
|
|
Eto ny teny hoe "fo" dia entina ilazana ny sain'ny olona. Ny fahatsiarovana ny teny dia resahin'ny mpanoratra toy ny hoe mifikitra mafy amin'izany ny fo. DH: "Tsarovy foana izay ampianariko anao"
|