28 lines
1.3 KiB
Markdown
28 lines
1.3 KiB
Markdown
# avy amin'ny vavany no hiavian'ny fahalalana sy fahazavan-tsaina
|
|
|
|
Eto ny "vava" dia manondro an'i Yaveh tenany na izay lazainy. DH: "avy amin'i Yaveh no ihavian'ny fahalalana sy ny fahazavan-tsaina" na "Yaveh no milaza amintsika izay mila fantarintsika sy takarintsika"
|
|
|
|
# Mitahiry fahendrena tsara ho an'ireo izay ankasitrahany Izy
|
|
|
|
Toy ny hoe zavatra izay tehirizin'Andriamanitra ary omeny ny olona ny fahendrena raha ny firesaka an'i Yaveh mampianatra fahendrena. DH: "mampianatra izay tena hendry amin'ireo ankasitrahany Izy"
|
|
|
|
# tsara
|
|
|
|
"azo iankinana"
|
|
|
|
# Izy no ampingan'ireo
|
|
|
|
Ny fahafahan'i Yaveh miaro ny olony dia resahina toy ny hoe ampinga Izy. DH: "Andriamanitra dia miaro ireo"
|
|
|
|
# mandeha amin'ny fahitsiana
|
|
|
|
Ny olona mitondra-tena amin'ny fahitsiana dia mandeha amin'ny fahitsiana izy ireo. DH: "izay mitondra tena amin'ny fahitsiana" na "izay miaina ny fiainany araka ny tokony hataony"
|
|
|
|
# miambina ireo lalan'ny rariny Izy
|
|
|
|
Ireo mety ho heviny dia 1) ny rariny mihitsy no resahina toy ny hoe lalana. DH: "ataon'Andriamanitra azo antoka fa manao araka ny rariny ny olona" na 2) resahina toy ny hoe lalana ny fiainan'ny olona iray. DH: "miaro ireo izay manao araka ny rariny Andriamanitra"
|
|
|
|
# hiaro ny lalàn'ireo
|
|
|
|
Ny fiainan'ny olona iray dia resahina toy ny hoe lalana na arabe. DH: "miaro ireo"
|