381 B
381 B
mitady haningotra anao ho amin'ny fahotan'izy ireo
"mitady handresy lahatra anao hanota tahaka ny ataon'izy ireo"
aza manaiky hanaraka azy
"lavo izy ireo" na "aza mihaino azy ireo"
Raha hoy izy ireo hoe
Eto ilay miteny dia manome ohatra ny amin'ny izay mety hiezahan'ny mpanota hisintonana ny olona iray mba hataony.
hikotrika
"miafina sady miandry ny fotoana mety"