844 B
844 B
Ireo rahalahy
Ity dia manambara ireo olona izay nanao asa fanompoana niaraka tamin'i Paoly na ho an'i Paoly.
rahalahy
Eto dia milaza izany teny izany hoe ireo mpinamana Kristiana, na lahy na vavy, satria ny mpino rehetra an'i Kristy dia mpikambana ao amin'ny fianakaviana ara-panahy iray miaraka amin'Andriamanitra toy ny Rain'izy ireo any an-danitra.
ny mpino tsirairay ... Ireo mpino rehetra
Ny dika hafa dia miteny hoe "olo-masina" sy "vahoaka masina"
indrindra ireo izay avy ao amin'ny ankohonan'i Kaisara
Izany dia manondro ireo mpanompo izay niasa tao amin'ny lapan'i Kaisara. "indrindra fa ireo mpiray finoana izay miasa ao amin'ny lapan'i Kaisara"
ho amin'ny fanahinareo
Paoly dia manondro ireo mpino amin'ny fampiasana ny teny hoe "fanahy," izay mamela ny olona hifandray amin'Andriamanitra. DH: "miaraka aminareo"