12 lines
771 B
Markdown
12 lines
771 B
Markdown
# Efa nitondra ahy avy any amin'i Arama...mpanjakan'i Moaba avy any amin'ny tendrombohitra atsinanana
|
|
|
|
Ireo andianteny ireo dia midika zavatra iray ihany.
|
|
|
|
# 'Avia, ozony ho ahy Jakoba,'... 'Avia, mihantsia an'Israely.'
|
|
|
|
Ireo fehezanteny roa ireo dia samy midika zavatra iray ihany. Manindry ireo fa tian'i Balaka hanozona ny vahoakan'Israely i Balama.
|
|
|
|
# Amin'ny fomba ahoana no hanozonako ireo izay tsy mbola nozonin'Andriamanitra? Amin'ny fomba ahoana no hanoherako ireo izay tsy notoherin'i Yaveh?
|
|
|
|
Io fanontaniana fampisainana io dia manindry ny fandavan'i Balama ny tsy hankatoa an'Andriamanitra. Afaka ambara amin'ny fehezanteny ireo. DH: "Nefa tsy afaka manozona ireo izay tsy nozonin'Andriamanitra aho. Tsy afaka ny hiady amin'ireo izay tsy iadian'i Yaveh aho!"
|