435 B
435 B
Nivoaka nanohitra azy ireo
"nanafika azy ireo"
Ataovy aminy izay nataonao tamin'i Sihona mpanjakan'i Amorita
Nandrava tanteraka an'i Sihona ireo Israelita. DH: "Ravao tahaka ny nandravanao an'i Sihona mpanjakan'i Amorita izy"
Koa novonoin'izy ireo izy
"Koa novonoin'ny tafik'Israely i Oga"
mandra-pahafatin'ny olony rehetra
DH: "maty avokoa ny olony rehetra"
nalain'izy ireo ny taniny
"nofehezin'izy ireo ny taniny"