12 lines
491 B
Markdown
12 lines
491 B
Markdown
# Rehefa mandray ny ampahafolo izay avy amin'ny zanak'Israely izay efa nomeko anao avy amin'izy ireo
|
|
|
|
Hanolotra ny ampahafolon'ny vokatr'izy ireo sy ny biby ny vahoakan'Israely, ary hanome izany ho an'ireo Levita i Yaveh.
|
|
|
|
# ho lovanao
|
|
|
|
Izay ho azon'i Arona sy ireo taranany dia resahin'Andriamanitra toy ny hoe handova izany izy ireo. DH: "ho zaranao amin'izay omeko ny Israely rehetra"
|
|
|
|
# Ny fandraisanao anjara dia aoka ho raisinao
|
|
|
|
DH: "Ny fandraisanao anjara dia tsy maintsy heverinao"
|