567 B
567 B
Fampifandraisana ny foto-kevitra
Manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely i Josoa sy Kaleba.
Handevona azy ireo mora foana tahaka ny hanina isika
Ny fandravana ny fahavalon'izy ireo dia resahin'i Josoa sy Kaleba toy ny hoe hohaniny izy ireo. DH: "Handrava azy ireo mora foana tahaka ny mihinana sakafo isika"
Ho esorina amin'izy ireo ny fiarovana azy ireo
DH: "Hanala ny fiarovan'izy ireo amin'izy ireo i Yaveh"
ny fiarovana azy ireo
Io dia manondro ny hoe na iza na iza na inona na inona mety hiaro azy ireo. DH: "Ny rehetra izay mety hiaro azy ireo"