plt_tn/num/12/13.md

673 B

Miangavy re mba sitrano izy, miangavy

Eto ny hoe "miangavy'' dia naverina mba hanindriana.

Raha nandrora tamin'ny tavany ny rainy

Io dia manoritsoritra zavatra izay mety hiseho fa tsy niseho. Ny fandrorana amin'ny tavan'ny olona dia fanesoana tena ratsy.

nohidina tany ivelan'ny toby...i Miriama

Ny hoe voaroaka hiala ny toby sy ny hoe tsy navela hiverina dia resahina toy ny hoe misy varavarana izay nohidina rehefa lasa izy. DH: "Nalefa hivoaka ny toby i Miriama" na "Najanona tany ivelan'ny toby i Miriama"

nohidina tany ivelan'ny toby...i Miriama

DH: "Nidian'i Mosesy tany ivelan'ny toby i Miriama" na "Nandefa an'i Miriama tany ivelan'ny toby i Mosesy"