20 lines
789 B
Markdown
20 lines
789 B
Markdown
# Nalain'i...ireo lehilahy ireo
|
|
|
|
"nanangona ireo lehilahy ireo"
|
|
|
|
# izay noraketina an-tsoratra araka ny anarana
|
|
|
|
DH: "izay voarakitra an-tsoratra ny anarany"
|
|
|
|
# andro voalohan'ny volana faharoa
|
|
|
|
"ny andro faha-1 amin'ny volana faha-2." Io dia ny volana faharoa amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro voalohany dia akaikin'ny fisasahan'ny Aprily amin'ny Tetiandro Tandrefana. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 1:1.
|
|
|
|
# Ary ny lehilahy...namantatra ny razambeny. Tsy maintsy nanome anarana ireo antoko sy fianakaviana taranaka avy amin'ny razambeny izy
|
|
|
|
Ny fehezanteny faharoa dia midika zavatra tahaka ilay voalohany ihany ary nampiana mba hanazava kokoa.
|
|
|
|
# Tsy maintsy nanome anarana
|
|
|
|
Eto ny hoe "nanome anarana" dia midika hoe "nilaza". DH: "Tsy maintsy nilaza ny lehilahy tsirairay avy"
|