443 B
443 B
Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Amin'ity andininy ity, ireo Levita dia manohy midera an'i Yaveh teo anatrehan'ny vahoakan'Israely.
Noho izany rehetra izany
Noho izany dia tsy nankatoa ireo olona ary fia nosazian'i Yaveh
Ao amin'ny antontan-taratasy voatombo-kase ny anaran' ...
Ny mpamaky dia tokony ahafantatra fa nosoratan'ireo lehilahy teo amin'ilay antonta-taratasy ny anaran'izy ireo mialohan'ny nanasina fitombokase izany.