431 B
431 B
Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Amin'ity andininy ity, ireo Levita dia manohy midera an'i Yaveh teo anatrehan'ny vahoakan'Israely.
natolotrao ho eo an-tanan'ireo mponina manodidina izy ireo
Eto "ny tanana" dia manondro tanjak'ireo "mponina manodidina" mba hamotehana. DH: "navelanao ho potehin'ireo fahavalony izy ireo"
natolotrao
natolotr'i Yaveh
tsy nandringana azy tanteraka Ianao
"tsy namotika azy ireo Ianao"