483 B
483 B
Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Amin'ity andininy ity, ireo Levita dia manohy midera an'i Yaveh teo anatrehan'ny vahoakan'Israely.
Nanome fanjakana
Nanome fanjakana ho an'ireo Israelita.
Nanome fanjakana sy vahoaka ho azy ireo Ianao
"nanampy azy ireo ahazo fanjakana sy vahoaka"
ny fanendrena azy ireo isaky ny vazan-tany
"nanampy azy ireo hanana ny ampahan-tany rehetra"
Siona ... Oga
Ireo dia anarana mpanjaka.
Hesbona ... Basana
Ireo dia anarana toerana.