544 B
544 B
Matitia, Sema, Anaia, Oria, Hilkia, ary Mahasela; ary i Pedaia, Misaela, Malkia, Hasoma, Hasbadana, Zakaria, ary Mesolama
Ireo rehetra ireo dia anaran-dehilahy.
Nosokafan'i Ezra teo imason'ny olona rehetra ny boky
DH: "Hitan'ny olona rehetra i Ezra nanokatra ilay boky"
nitondra ny lalàna
"nitondra ny bokin'ny lalàna"
nijoro ambony noho ireo olona izy
"Izy dia nijoro tamin'ny toerana avo noho ireo olona"
rehefa nosokafany izany dia nitsangana avokoa ny olona
Nitsangana ny olona ho mari-panajana ny tenin'Andriamanitra.