1004 B
1004 B
Rehefa vita ny manda
DH: "rehefa vitanay ilay manda"
voapetrako tamin'ny toerany ireo varavarana,
Nisy nanampy izany voa vita. DH: "izaho sy ireo hafa no nametaka ireo varavarana"
efa voatondro ireo mpiandry vavahady sy mpihira ary ireo Levita
Ireto avy no mety ho dikany: 1) Notendren'i Nehemia izy ireo. DH: "notendreko amin'ny asan'ireo mpiandry vavahady sy ireo mpihira" na 2) Nisy olon-kafa nanendry azy ireo. DH: "notendren'izy ireo amin'ny asany ireo mpiandry vavahady sy mpihira ary ireo Levita"
ireo mpiandry vavahady
Olona napetraka isaky ny vavahady, tompon'andraikitra misahana ny fidirana ao amin'ny tanàna na tempoly, amin'ny fotoana sy antony napetraky ny mpandrindra
ireo mpihira
mpiventy hira izay mitarika ny fiderana amin'ny lanonana
Hanany ... Hanania
Ireo dia anaran-dehilahy.
izay nanara-maso ny fiarovana mafy
"izay misahana ny fiarovana mafy"
matahotra an'Andriamanitra mihoatra noho ny maro
"natahotra an'Andriamanitra noho ireo olona maro hafa"