920 B
920 B
nandrovitra ny fitafiany
Ny mpisoronabe nandrovitra am-panahiniana ireo fitafiany mba hampisehoana ny hatezerany sy horohorony amin'izay nolazain'i Jesosy. DH: "nandrovitra ireo akanjony tamim-pahatezerana"
Mbola mila vavolombelona ihany va isika?
Afaka atao hoe: "Tsy mila olona hafa hiampanga an'io lehilahy io intsony isika!"
Efa renareo ny fitenenan-dratsy
Izany dia maneho izay nolazain'i Jesosy, izay antsoin'ny mpisoronabe hoe fitenenan-dratsy. DH: "Efa renareo ny fitenenan-dratsy nolazainy"
Izy rehetra ... Ny sasany nanomboka
Ireo fehezanteny ireo dia maneho ny olona sasany amin'ireo vahoaka.
nanarona ny tavany
Nosaronan'izy ireo akanjo na tapi-maso mba tsy ho afaka hahita Izy. DH: "hanaronana ny tavany amin'ny tapi-maso"
Maminania
Naneso Azy izy ireo, niteny Azy mba haminany hoe iza no namely Azy. DH: "Maminania hoe iza no hamely Anao"
ireo manam-boninahitra
"ireo mpiambina"