plt_tn/mrk/13/35.md

12 lines
330 B
Markdown

# mety ho amin'ny hariva izany
Izany dia maneho ny fiverenan'ny tompo. DH: "mety ho amin'ny hariva izy no miverina"
# na maneno akoho
vorona maneno vao maraina.
# dia aza atao hitany matory ianareo
Eto Jesosy dia miresaka tsy fahavononana ho "fatoriana". DH: "dia aza atao hitany mbola tsy vonona amin'ny fiverenany ianareo"