20 lines
826 B
Markdown
20 lines
826 B
Markdown
# mandre ady sy resabe momba ny ady ianareo
|
|
|
|
Ny mety ho dikany hafa 1) "mandre ny resabe momba ny ady any alavitra any" na 2) "mandre ny ady izay mitranga amin'izao fotoana ary ny olona milaza fa hanomboka ny ady"
|
|
|
|
# resabe
|
|
|
|
resaka tsy voafaritra na marina na diso
|
|
|
|
# fa tsy mbola izay ny farany
|
|
|
|
Izany dia maneho ny faran'izao tontolo izao. DH: "fa tsy mbola faran'izao tontolo izao izany" na "fa mbola ho avy ny faran'izao tontolo izao"
|
|
|
|
# hitsangana hamely
|
|
|
|
Io fomba fiteny io dia midika hoe mifampiady. DH: "hifamely"
|
|
|
|
# Izany no fiandohan'ny fahorian'ny fiterahana
|
|
|
|
Jesosy dia miresaka ireo loza ireo ho fiandohan'ny fahoriana satria mbola loza mafy kokoa no hitranga aorian'ireo. DH: "Ireo tranga ireo dia ho toy ny fahorian'ny vehivavy rehefa mihetsi-jaza. Mbola hijaly mafimafy kokoa noho izany izy ireo atsy aoriana"
|