plt_tn/mrk/09/26.md

657 B

Nihiakiaka mafy

"Nihiakiaka mafy ilay fanahy maloto"

nampifanintona mafy ilay zazalahy

"nampiovitrovitra mafy an'ilay zazalahy kely"

nivoaka

Afaka ampiana kely hoe: "nivoaka tao amin'ilay zazalahy kely"

Tahaka ny olona maty ilay zazalahy

Ny endrik'ilay zazalahy kely dia nampitahaina tamin'ny olona efa maty. DH: "Tahaka ny hoe maty ilay zazalahy kely" na "Tahaka ny olona efa maty ilay zazalahy kely"

ka maro

"ka maro ny olona"

nandray azy tamin'ny tanana

Izany dia midika fa nisambotra ny tanan'ilay zazalahy kely tamin'ny tanany Jesosy" DH: "nisambotra ilay zazalahy kely tamin'ny tanany"

nanarina azy

"nanampy azy hitsangana"