16 lines
541 B
Markdown
16 lines
541 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Ny UDB dia mampiasa ny andininy mba hampifandraisana ireo andininy 37 sy 38.
|
|
|
|
# Minoa fotsiny ihany
|
|
|
|
Raha ilaina, dia afaka soratana izay nibaikon'i Jesosy an'i Jairo mba hinoana. DH: "Minoa fotsiny ihany fa afaka manasitrana ny zanakao vavy Aho"
|
|
|
|
# Ary tsy nisy navelany ... ary nahita olona izy
|
|
|
|
Amin'ity andininy ity, ny hoe: "-ny" dia maneho an'i Jesosy.
|
|
|
|
# hiaraka aminy
|
|
|
|
"mba hiaraka aminy." Manampy bebe kokoa raha lazaina izay ho alehan'izy ireo. DH: "hiaraka Aminy ho any an-tranon'i Jairo."
|