723 B
723 B
Raha mbola niteny Izy
"Raha mbola niteny Jesosy"
dia tonga ny olona sasany avy tany amin'ny mpitarika ny synagoga
Ny mety ho dikany hafa dia: 1)ireo olona ireo dia avy any an-tranon'i Jairo na 2) Jairo nibaiko an'ireo olona ireo hijery an'i Jesosy na 3) ireo olona ireo dia nalefan'ilay lehilahy izay nitarika ny synagoga tamin'ny tsy naha-teo an'i Jairo.
ny mpitarika ny synagoga
Ny "ny mpitarika ny synagoga" dia i Jairo.
nanao hoe:
"niteny tamin'i Jairo"
Nahoana no mbola manahirana ny mpampianatra ihany?
Io fanontaniana io dia afaka soratana hoe: "tsy misy dikany intsony ny manelingelina ny mpampianatra." na "tsy mila elingelenina intsony ny mpampianatra."
ny mpampianatra
Maneho an'i Jesosy.