16 lines
627 B
Markdown
16 lines
627 B
Markdown
# lehilahy nitoeran'ny demonia
|
|
|
|
nitoeran'ny demonia- Na dia tsy nitoeran'ny demonia intsony aza ilay lehilahy, dia mbola nofaritana tahaka izany ihany. DH: "ilay lehilahy izay nitoeran'ny demonia"
|
|
|
|
# Saingy tsy namela azy Izy
|
|
|
|
Ny zavatra tsy navelan'i Jesosy hataon'ilay lehilahy dia afaka soratana mazava tsara hoe: "Fa tsy navelan'i Jesosy hiaraka amin'izy ireo izy"
|
|
|
|
# Dekapolisy
|
|
|
|
Anarana faritra izay midika tanàn-dehibe Folo. Ao an-tsimon-dranomasin'i Galilia.
|
|
|
|
# talanjona ny rehetra
|
|
|
|
Manampy be ny filazana hoe naninona ny vahoaka no talanjona. DH: "ny olon-drehetra nandre izay nolazain'ilay lehilahy dia gaga avokoa"
|