962 B
962 B
Fampifandraisana ny foto-kevitra
Ny UDB dia mampiasa ny andininy mba hampifandraisana ireo andininy roa hanoratana ny tranga mba hilamina araka izay niseho.
nihiaka
"Nihiaka ilay fanahy maloto"
Inona moa no hifandraisako aminao, ry Jesosy, Zanak' Andriamanitra Avo Indrindra?
Ilay fanahy maloto dia mametraka izany fanontaniana izany tsy amin-tahotra. Afaka atao ihany koa hoe: "Avelao aho, Jesosy, Zanak'Andriamanitra Avo Indrindra! Tsy misy antony tokony hifandraisanao amiko."
ry Jesosy ... aza mampijaly ahy
Jesosy dia manana fahefana hampijaly ny fanahy maloto.
Zanak'Andriamanitra Avo Indrindra
Izany dia fiantsoana manan-danja ho an'i Jesosy.
Miangavy anao amin'ny anaran'Andriamanitra irery ihany aho
Eto ilay fanahy maloto dia mianiana amin'ny alalan'Andriamanitra tahaka ny hoe mangataka amin'i Jesosy izy. DH: "Izaho mitalaho aminao eo anatrehan'Andriamanitra" na "Izaho mianiana amin'Andriamanitra tenany ary mitalaho aminao"