554 B
554 B
Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Rehefa avy nampitony ny tafiotra be i Jesosy, dia nanasitrana lehilahy izay nisy demonia, fa ny mponina tao Gerasa dia tsy faly tamin'ny fanasitranany, ka nangataka an'i Jesosy handeha izy ireo.
Tonga izy ireo
Ny teny hoe: "Ireo" dia misolo tena an'i Jesosy sy ireo mpianany.
ny ranomasina
Maneho ny ranomasin'i Galilia
Gerasena
Io anarana io dia maneho ireo olona izay monina ao Gerasa.
misy fanahy maloto
Fomba fiteny izay midika fa ilay lehilahy dia "voabaikon'ny" na "voafatotry ny" fanahy maloto