482 B
482 B
ireo fahavaloko
Tsy ny tenany ihany no tondroin'i Mika. Ny tiany holazaina dia ireo fahavalon'ny vahoakan'Israely rehetra.
Aiza Yaveh Andriamanitrao?
Mampiasa io fanontaniana io ny fahavalo mba hanesoana ireo vahoakan'Israely. DH: "Tsy afaka manampy anareo i Yaveh Andriamanitrareo"
ny masoko
DH: "izaho" na "izahay"
Hijery azy
Eto, ny "izy" dia manondro ireo fahavalo izay nampidi-doza ny vahoakan'Israely.
ho voahosihosy
DH: "hanosihosy azy ireo ny fahavalony"