16 lines
778 B
Markdown
16 lines
778 B
Markdown
# Izany rehetra izany dia noho ny fikomian'i Jakoba, ary noho ireo fahotan'ny taranak'Israely
|
|
|
|
Ireo andian-teny ireo dia mitovy hevitra amin'ny ankapobeny ary manamafy fa Yaveh dia mihetsika nohon'ny fahotan'i fanjakana tavaratra sy fanjakana tandrefana.
|
|
|
|
# Izany rehetra izany
|
|
|
|
"Ho avy ny Tompo ka hitsara"
|
|
|
|
# Inona no anton'ny fikomian'i Jakoba? Moa tsy i Samaria ve?
|
|
|
|
Eto, "Jakoba" dia manondro ny fanjakana tavaratr'Israely. Mampiasa io fanontaniana i Mika mba hanamafisany fa ny vahoakan'i Samaria no antony hiavian'Andriamanitra hitsara ny fanjakan'Israely.
|
|
|
|
# Inona no anton'ireo fitoerana avon'i Joda? Moa tsy i Jerosalema ve?
|
|
|
|
Mika dia mampiasa io fanontaniana io mba hanamafisany fa ny vahoakan'i Jerosalema no antony hiavian'Andriamanitra hitsara ny fanjakan'i Joda.
|