576 B
576 B
Efa nomena Ahy ny fahefana rehetra
Azo atao hoe DH: "Nomen'ny Ray Ahy ny fahefana rehetra"
any an-danitra sy ety an-tany
Eto dia miaraka ampiasaina ny hoe "lanitra" sy "tany" mba hilazana ny olon-drehetra sy ny zava-drehetra any an-danitra sy ety an-tany.
firenen-drehetra
Eto ny "firenena" dia ilazana ny olona. DH: "ny olon-drehetra ao amin'ny firenena rehetra"
amin'ny anaran'ny
Eto ny "anarana" dia ilazana ny fahefana. DH: "amin'ny fahefan'ny"
Ray ... Zanaka
Fiantsoana manan-danja mampiseho ny fifandraisana misy eo amin'Andriamanitra sy Jesosy ireo.